plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/11/06.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 6Fa ra avy amin'ny fahasoavana zany, de tsy avy amin'ny asa intsony. Fa ra zany de tsy fahasoavana intsony ny fahasoavana. (Fagnamarihina: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Kanefa ra avy amin'reo asa izany, de tsy fahasoavana intsony; fa ra izany de tsy asa intsony ny asa.")\v 7Ino ary? Ny ra ze nikaran'Isiraely, de tsy azony, fa ny vôfidy no nahazo izany, ary namafisina reo ambiny. \v 8Zany de araka ny efa vôsoratra hoe: Andriamanitra de nagnome an'azy 'reo ny fagnahin'ny fitavozavozana, maso tsy haitan'jareo, ary sofina tsy handregnesan'jareo, mandraka gniany."