plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/11/01.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 1Ary nitare za, naren'Andriamanitra ma ny ôlony? Sagnatre ane zany. Fa za iany kô de Israelita, taranak'i Abrahama, avy amin'ny fokon'i Benjamina.\v 2Andriamanitra de tsy nagnary ny ôlony, ze efa fantany takeo alô. Tsy fantatrareo ma ze vôlazan'ny Soratra Masina momba an'i Elia, de le fitaraignany tamin'Andriamanitra namely an'Israely? hoe: \v 3Tompo, zareo de namono reo mpaminagninao, namotika ny alitaranao. Za raika sisa tavela, ary mifofo ny aignako zareo.