plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/10/14.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 14 Manakôry ary no hanajareo magantso an'Azy ze tsy ninôny? manakôry no hafanjareo mino an'Azy tsy hènjareo? Manakôry no hafan-jareo mareigny rà tsisy mpitory. \v 15 Ary manakôry no hafanjareo mitory, ra tsisy nagniraka? Araka ny vôsoratra hoe: " Endrey ny hatsaran'ny taongotr'ireo mpagnam-bara ny Filazantsara"