plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/10/11.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 11 Fa ozy ny Soratra Masina hoe: " Tsy ho megnatra ze daôly mino an'Azy". \v 12 Fa tsisy fahasamihafana akeo amin'ny Jiosy sy Grika. Fa Tompo tokana iany no Tompon'izay daôly, ary harem-pahasoavana ho an'ze daôly magnantso an'Azy Izy. \v 13 Fa ze daôly magantso ny Anaran'ny Tompo no ho vonjena.