plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/10/08.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 8 Fa ino no taravin'zany? "Akeo akaikinao ny teny, akao am-bavanao ary akao am-ponao." Zany no koragnin'ny finôna, zay koragninay. \v 9 Fa ra amin'ny vavanao no agnekenao an'i Jesôsy ho Tompo, ary mino amin'ny fonao fa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty Izy, de ho vonjena anao. \v 10 Fa amin'ny fo no inôn'ny ôla ny fahamarignana,ary amin'ny vava no agnekeny ny famonjena.