plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/10/06.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 6 Fa ny fahamarignana ze avy amin'ny finônad mikoragna hoe: " Aza mitare zao akao am-po hoe:' Iza no hiakatra aigny an-dagnitry?" (zany de, mampidigna an'i Kristy) \v 7 Ary aza mikoragna hoe: "Iza no hidigna akaigny amin'ny laligna?" (zany de, mampiakatra an'i Kristy amin'ny maty)