plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/10/01.txt

1 line
393 B
Plaintext

\c 10 \v 1 Ry rahalà, ny irin'ny foko sy angatahiko amin'Andriamanitra ho an'azy reo , de ny famonjena an'azinareo. \v 2 Fa mijoro vavôlombelona momba an'zareo zà fa mafana fo ho an'Andriamanitra zareo, nefa tsy araka ny fahaizana. \v 3 Fa tsy mafantatra ny fahamarin'Andriamanitra reny, ary mokarakara hametraka ny fahamarinan-jareomanokana. Tsy magneky ny fahamrignan'Andriamanitra zaero.