plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/08/37.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 37 Akao agnati'zany ra daôly zany de manôtra noho ny mpandresy zahay amin'ny alalan'le te anay. \v 38 Fa resy lahatra za fa na ny fahafatesana na ny fiaignana, na reo anjely na reo fanjakana, na reo ra amin'zao fotoagna zao, na reo ra ho avy, na reo hery, \v 39 na ny ambo na ny laligna, na zava-boary hafa, de tsy hampisaraka antsika amin'ny fitiavan' Andriamanitra, ze akao amin'i Krosty Jesôsy Tompontsika.