plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/08/33.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 33 Iza no hitondra fiampangana hanohitra ireo olom-boafidin'Andriamanitra. Andriamanitra no le Raika ze magnamarina ananjy.? \v 34 Iza no le raika hagnameloka? Kristy no le raika ho antsika, ary miôtra an'izany, nitsangan iany kô Izy Manapaka miaraka amin'Andriamanitra