plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/08/28.txt

1 line
631 B
Plaintext

\v 28 Fantatsika fa ho an'reo ze te an'Andriamanitra, de miaraka ampiasainy ho amin'ny tsara avokoa ny za dahôly. Fagnamarihana: Ra tokony hoe: Niaraka ampiasain'ny ho amin'ny tsara avokoa ny daôly) ra tokony hoe: Miaraka ampiasainy amin'ny tsara avokoa ny ra daôly, de ny dikan-teny sasagny talô magnano hoe: Ny ra daôly de miaraka miasa ho amin'ny tsara) ho an'reo ze voantso araka ny fandaharany. \v 29 Satria reo ze fantany mialô, de nitindreny mialô iany kô mbo hitovy endrika amin'ny Zanany mbo lamatoa,de ze nantsoviny iany koa, \v 30 Reo ze nantsoviny de namarininy kô, reo ze namarininy de nomeny voninahitra kô.