plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/08/26.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 26 Ötran'zany kô, ny fanahy der magnampy akao amin'ny fahalementsika, fa tsika tsy malala ze vavaka tokony ataontsika, fa ny fanahy mintsy no mifona ho antsika amin'ny fisentoana tsy hay tenenina. \v 27 Izy ze mandinika ny fo no nafantatra ny dikan'ny Fanahy, satria Izy no nifona ho an'ny mpino araka ny sitrapon'Andriamanitra.