plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/08/20.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 20 Fa ny voary de natao ho zava-pôgna tsy noho ny sitrapony manokana fa noho le nagnano an'zany. Zany de akao am'le toky namena, \v 21 fa reo voary mintsy no alana amin'ny fagnandevozan'ny falovana ary hitondra aigny amin'ny faafana amin'ny voninahitr'i ny Zanak'Andriamanitra zany. \v 22 Fa fantatsika fa no voary daôly de miara-misento sy miara-miasa akao agnatin'ny fanaintaignana na am'zao fotôna zao aza.