\v 18 Fa ataoko fa reo fijalena am'zao fotôna zao de tsy mendrika ampitoviana am'le voninahitra aseo amintsika. \v 19 Fa ny voary da magnantena lôtra de mandigny ny fampiseona reo zanak'Andriamanitra.