plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/08/16.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 16 Ny fanahy mintsy no vavolombelogna amin'ny fanahintsika fa zanak' Andriamanitra isika. \v 17 Ra zanaka tsika de mpandova iany kô, mpandova an'Andriamanitra, Ary mpiray lova ao amin'i Kristy tsika. Ra tegna mijaly miaraka amin'Azy tokotra tsika de amena voninahitra miaraka amin'Azy kô.