plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/08/03.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 3 Fa ze tsy afaka nataon'ny lalàna nohon'ny falemenan'ny nofo de nataon'Andriamanitra. Nandefa ny Zanany la tokana Izy tamin'ny endriky ny nofo feno fahotana mbo ho fagnatitra ho an'ny ota,ary nagnameloka ny takao amin'ny nofo izy. \v 4 Nataony zany mbo ho tanteraka akao amitsika ny ra takin'ny lalàna, tsika ze mande tsy araka ny, fa araka ny Fanahy. \v 5 Reo ze miaigna araka nofo de mifantoka amin'ireo zavatry nofo, fa reo ze araka ny Fanahy de mifantoka amin'ireo zavatra ny Fanahy.