plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/07/22.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 22 Fa mifalifaly ao amin'ny lalan'Andriamanitra zà amin'ny fanahy maha-ôla. \v 23 Kanefa mahatsikarika fitsipika iray hafa akao amin'ny tegnako zà. Zany de miady amin'zany fitsipika vaovao akao an-tsaiko zan. Mihazogna anà ho babon'ny fitsipika ze momba ny tegnako zany.