plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/07/17.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 17 Fa am'zao fotôna zao de tsy zà tsony no magnano an'zany; fa ny fahotana ze velogna akato agnatiko. \v 18 Fa haiko fa akato aminà, ze kato amin'ny nofoko, dia tsy misy ra tsara miaigna. Fa ny fanirena sy tsara de akato aminà, saingy tsy afa-magnano an'zany zà