plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/07/15.txt

1 line
199 B
Plaintext

\v 15 Fa ny ra ataoko, de tsy tegna azoko tsara. Satria ze teko atao, de tsy ataoko, ary ze halako,de ataoko. \v 16 Fa ra magnano ze tsy teko aho,de miray hevitra amin'ny lalàna fa tsara ny lalàna.