\v 6 Fa ami'zao fotôna zao de nafahana tamin'ny lalàna tsika. Maty tam'le namatotra antsika tsika. Zany de mbô afahantsika manompo amin'ny fanavaozam-pagnahy, fa tsy amin'ny fahantetan'ny soratra.