plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/07/04.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 4 Noho izany , ry ralaiko, de natao maty tamin'ny lalàna iany ko ianareo tamin'ny alalan'ny tegnan'i Kristy. Natao zany mbô hitambaranareo amin'ny sasagny, zany hoe, amin'Izy ze natsangana tamin'ny maty, mbô hafantsika mamokatra ny vô ho an' Andriamanitra. \v 5 Fa tamintsika takao amin'ny nofo,reo filan'ny fahotana, ze nohetsehin'ny lalàna,de niasa takao am'reo rantsantsika mbô hamokatra vô ho an'ny fahafatesana.