plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/06/01.txt

1 line
349 B
Plaintext

\c 6 \v 1 Ino àry no koragnintsika? Tokony hanohy hagnano fahotabna ma sika mbô hiabetsahan'ny fahasoavana.? \v 2 tsi mintsy ane zany, isika ze maty amin'ny ota, amin'ny fômba manakôry ma no mbôla hiaignantsika amin'zany. \v 3 Tsy hainareo ma fa reo daôly nataoa Batisa takao amin'i Kristy Jesôsy de natao Batisa takao amin'ny fahafatesana.?