plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/20.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 20 Fa tonga takao amin'zany ny lalana' mbo ho geda ny fahadisoana. Nefa ra negeda ny fahotany de vao maika negeda ny fahasoavana.\v 21 Nipotra zany mbô, salan'ny nanjakan'ny fahotana tamin'ny fahafa tesana, de ôtran'zany kô no hanjakan'ny fahasoavana amin'ny alalan'ny fahamarinana ho amin'ny fiaignana mandrakizay amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompotsika.