plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/18.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 18 No zany ary, satria tamin'ny alalan'ny fahadisoan'ny raika no nahatonga ny ôla ho amin'ny fagnamelona, de amin'ny alalan'ny asan'ny fahamarinana raika iany kô no hatongavan'ny fagnamarinana ny fiagnana ho an'ny ôla daôly. \v 19 Fa satria avy amin'ny tsy fankatoavan'ny ôla raika no natonga ny betsaka ho mpagnota, de amin'ny alalan'ny fankatoavan'ny raika iany kô no ahatonga ny maro ho marina.