plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/16.txt

1 line
529 B
Plaintext

\v 16 Fa ny fagnomezana de tsy ôtran'ny vokatra avy amin'le raika ze agnota. Fa amin'ny lafiny raika, tonga ny fitsarana ho fagnameloana no ny fadisan'ny ôla raika. Fa amin'ny lafiny raika afa, ny fagnomezana miafara amin'ny fagnamarinana de tonga tafaran'ny fahadisoana betsaka. \v 17 Fa ra tamin'ny alalan'ny raika, no hanjakan'ny fahafatesana amin'ny raika de miôtra lavitra no zany ny hanjakan-dreo ze mandray ny hagedan'ny fahasoavana sy ny fagnomezan'ny fahamarinana amin'ny alalan'ny fiainan'le raika, de Jesosy Kristy.