plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/14.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 14 Nefa na zany aza, ny fahafatesana de nanjaka nanomboka tamin'i Adama ka hatramin'ny Mosesy, na de takeo amin'jareo zay tsy nagnota otran'ny tsy fankatoavan'i Adama aza, ze talinjon'le hoavy. \v 15 Nefa na izany aza, ny fagnomezana de avy amin'ny fahasoavan'le ôla raika, Jesosy Kristy namena be no an'ny betsaka, de miôtra lavitra no nataon'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fagnomezana avy amin'ny fahasoavan'le ôla raika, Jesosy Kristy, nomena be ho an'ny maro.