plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/12.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 12 No zany ary, sahalan'ny nidiran'ny ota tamin'ny ôla raika tamin'ny zao totolo zao, de sahalan'izany kô no nidiran'ny fahafatesana tamin'ny alalan'ny ota. Ary ny fahafatesana de niparitaka tamin'ny ôla daôly, satria samy nagnota daôly.\v 13 Nandra-pisin'ny lalàna de taketo amizao totolo zao ny ota, fa tsy misy fagnisan-keloka rafa tsy misy lalàna.