plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/10.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 10 Fa ra, mbola fahavaloy isika, de niavana tamin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fahafatesan'ny Zanagny, ary miôtra noho zany, rafa avy nampiavagnina, de ho vôvonjy amin'ny alalan'ny aigny isika. \v 11 Ary tsy zany iany, fa isika iany kô de mifaly akao amin'Andriamanitra amin'ny alalan'i Tompontsika Jesosy Kristy, fa isika ze nazaôntsika zany havanana zany amizao.