plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/08.txt

1 line
248 B
Plaintext

\v 8 Fa Andriamanitra maneo ny fitiavany manokana ho antsika, satria ra mbola mpagnota isika, de maty ho antsika Kristy.\v 9 Miôtra no zany aza, amin'zao rafa nomarinina tamin'ny ràny isika de ho vôvonjin'zany amin'ny fahatezeran'Andriamanitra.