\v 6 Fa ra mbola navôzo isika, de maty ara-potona ho an'ny ratsy Fagnahy Kristy.\v 7 Fa sarotra ho an'ny ôla raika ny ho faty ho an'ny ôla-marina. Fa, ngamba mety misy ôla raika sahy ho an'ny ôla tsara.