plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/03.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 3 Tsy amin'zany iany,fa tsika kô de mifaly akao amin'ny faorentsika. Fantatsika fa ny faorena de mamokatra faharetana. \v 4 Ny faharetana miteraka fankatoavana, ary ny fankatoavana miteraka fahatokisana ho amin'ny hoavy.\v 5 Zany toky zany de tsy mandiso fanantenana, satria ny fitiavan'Andriamanitra de efa narotsako takao am-pontsika tamin'ny alalan'ny Fagnahy Masina, ze namena antsika.