plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/05/01.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 1 Satria namarinina tamin'ny fignona tsika, de managna fedanana miaraka amin'Andriamanitra aminy alalan'i Tompontsika Jesosy Kristy. \v 2 Amin'ny alalany iany kô no anagnantsika lalala amin'ny fignona mankao ami'zany fahasoavana ze ijorontsika zany. Mifalifaly amin'ny fahatokina amin'Andriamanitra an'ny amin'ny ho avy zay, fatokina ze ozaraintsika akao amin'ny voninaitran'Andriamanitra.