plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/11.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 11 Abrahama de nahazo ny famataran'ny famorana. Zany de mariky ny fahamarinan'ny finôna ze efa nanagnany ra mbôla tsy voafora izy. Ny setrin'zany famantarana zany de lasa rain'ze mino daôly izy, na de mbôla tsy voafora aza zareo. Midika zany fa ny fahamarignana de isaina ho an'jareo. \v 12 Nidika kô zany fa Abrahama de lasa rain'ny voafora tsy ho an'reo ze voafora rerika iany fa ho an'reo ze magnaraka ny den'ny finôn'i Abrahama raintsbika iany kô talôhan'ny tsy mbôla naha-voafora anazy.