plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/09.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 9 Amin'jareo voafora iany ve no hagnonônana an'zany tso-drano zany, sa ami'reo tsy voafora kô? Fa ozy tsika hoe: " Ny finoana de nisain'i Abrahama ho fahamarinana. \v 10 Ka aôna ary no nanisana an'zany? Tmin'ny Abrahama efa voafora ,sa tamin'izy tsgy mbôlla voafoara? Tys tamin'izy fa voafora fa tamin'izy mbôla tsy voafora.