\v 6 Davida ihany kô de manognona tso-drano amin'ny ôla ze isain'Andriamanitra ho marina nefa tsy miasa.\v 7 Ozy izy hoe: " Sambatra reo ze vôvela ny helony, ary koa reo ze vôsargna ny ny fahotany. \v 8 Sambatra ze tsy hisain'ny Tompo heloka."