plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/04.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 4 Ary ho an'ze miasa, ny karamany de tsy isaina ho fahasoavana, fa ho tahaka ny trosa.\v 5 Fa ho an'ze tsy miasa kosa nefa mino an'Ilay iray ze magnamarina ny mpanôitra an' Andriamanitra, de isaina ho fahamarinana ny finoany.