plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/01.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 1 Ino ary no hotaravintsika fa tazagn'i Abrahama, raintsika taigny alô araka ny nofo.\v 2 Fa ra nohamarigninna tamin'ny asa Abrahama, de nagnana antony hireharehana izy, nefa tsy eo anatrehan'Andriamanitra.\v 3 Fa ino ny koragnin'ny Soratra Masina? "Abrahama de nino an'Andriamanitra ary natao ho isan'ny fahamarinany izany."