plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/03/25.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 25 Fa Andriamanitra nagnome an'i Kristy Jesosy ho fagnatitra amin'ny alalan'ny finona ny ràny. Natolony ho porofon'ny famarinany Kristy, nony tsy fitazagnana ny ota taigny alô \v 26amin'ny faharetany. Nitranga izany rehetra zany ho fampiariarina ny fahamarinany amin'zao fotôna ankehitriny izao. zany de mba hafahany magnaporofo fa marina ny tegnany,ary mba hanehoany fa Izy de magnamarina ny daôly non'ny finona an'i Jesosy.