plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/01/24.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 24 Noho zagny de natolotr'Andriamanitra ho amin'ny filan'jareo ho amin'ny fahalotoana zareo, mba ho afa-boninahitra takeo amin'jareo ihany ny tenan'jareo.\v 25 Zareo no nankalo ny fahamarinan'Andriamanitra tamin'ny laiga, ary zay midera sy manompo ny zava-boary fa tsy le Nahary, zay deraigna mandrakizay. Amena.