plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/01/20.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 20 Fa reo endrigny ze tsy ita maso, zay eriny tsy misy fetra sy maha-Andriamanitra an'Azy, de ita mazava tsara, nentomboka tamin'ny famoronana an'zao tontolo zao, tamireo ra ze noforonina. Noho zany de tsy managna fialan-tsiny izy reo.\v 21 Zany de satria,na de efa nahafantatra ny momban'Andriamanitra aza zareo, de tsy nanome voninahitra amin'ny maha Andriamanitra Azy, na kô nisôtra Azy. Fa kosa, lasa adala takao an-tsainy izy reo, ary nihamaizina ny fo donton'izy reo.