plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/01/18.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 18 Fa ny fahatezeran'Andriamanitra de naseo avy aigny an-dagnitra manoitra ny aratsem-panahy sy ny tsy fahamarinan'ny ôla, ze magnaraka ny fahamarinana avy amin'ny alalan'ny tsy fahamarinana.\v 19 Zany de satry ze fantatra momban'Andriamanitra de itan'jareo maso. Fa noazavain'Andriamanitra zareo