plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/01/13.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 13 Izao tsy teko anareo tsy oafatatra, ry ralà, hoe matetika za no managna fikasana hagnantogna an'nareo, (nefa za de vôsakana mandrak'zao), mba azaôna vokatra aminareo, sahala ny efa nazaôko ny ambin'reo jentilisa iany kô.\v 14 Za de mpitrosa amireo Grika sy reo vahiny, amin'ny endry sy ny adala.\v 15 Noho zany, aminà, de vonona iany kô za itory ny filazantsara ho anareo ze aigny Roma.