plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/01/04.txt

1 line
387 B
Plaintext

Tamin'ny \v 4 fitsanganany tamin'ny maty, de vômbara ho le Zanaka maherin'Andriamanitra tamin'ny herin'ny Fagnan'ny famasinana Izy de Jesosy Kristy Tompontsika.\v 5 Taminy alalany no nandraisantsika fahasoavana sy ny maha-apostoly amin'ny fankatoava ny fignona akeo amin'ny firenena daôly noho ny Agnarany.\v 6 Ami'reo firenena reo, anareo iany kô de vôantso ho an'i Jesosy Kristy.