plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/01/01.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 1 Paoly, mpanompon'ny Jesosy Kristy, de vôantso ho apostoly ary vôtokana ho mpitory ny filazantsaran'Andriamanitra.\v 2 Io le filazantsara ze nampagnantenainy melôa tamin'ny alalan'reo mpaminagny takao ami'Soratra Masina.\v 3 Zany de ny momba ny Zanagny leila, ze teraka avy amin'ny taranak'i Davida araka ny nofo.