\v 19 De hiteny anao hoe: "Nitapana hiala reo rantsagny mba hafahako mifandray amin'azy".\v 20Marina zany. Nony tsy finon'jareo de notapana hiala zareo, fa nareo de mijoro tsara nony finonareo. Aza magnano ny tegnanareo ho ambony, fa matahôra.\v 21Fa raha ny tegna sampagna aza tsy navelan'Andriamanitra, de tsy ho avelany iany kô anao.