auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 09:38:03 -04:00 committed by root
parent 411ecdedef
commit ddf7901d89
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1Ary nitare za, naren'Andriamanitra ma ny ôlony? Sagnatre ane zany. Fa za iany kô de Israelita, taranak'i Abrahama, avy amin'ny fokon'i Benjamina.\v 2 Andriamanitra de tsy nagnary ny ôlony, ze efa fantany takeo aloa. Tsy fantatrareo ma ze volazan'ny Soratra Masina momba an'i Elia, de le fitaraignany tamin'Andriamanitra namely an'Israely? hoe:\v 3 Tompo, zareo de namono reo mpaminagninao, namotika ny alitaranao. Za raika sisa tavela, ary mifofo ny aignako zareo.
\v 1Ary nitare za, naren'Andriamanitra ma ny ôlony? Sagnatre ane zany. Fa za iany kô de Israelita, taranak'i Abrahama, avy amin'ny fokon'i Benjamina.\v 2Andriamanitra de tsy nagnary ny ôlony, ze efa fantany takeo alô. Tsy fantatrareo ma ze vôlazan'ny Soratra Masina momba an'i Elia, de le fitaraignany tamin'Andriamanitra namely an'Israely? hoe: \v 3Tompo, zareo de namono reo mpaminagninao, namotika ny alitaranao. Za raika sisa tavela, ary mifofo ny aignako zareo.