auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 10:28:03 -04:00 committed by root
parent 3c1c7addf6
commit d9ab91f724
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Fa nareo de tsy nankatô an'Andriamanitra talô, kanefa amizao nareo de nandray ny famindram-po non'ny tsy fankatoavan'jareo. \v 31 Sala zany iany kô, amizao reo Jiosy de tsy nankatô. Ny volany de tamin'ny alalan'ny famindram-po ze naseo anareo no manjary handraisan'jareo ny famindram-po iany kô amizao.\v 32 Fa Andriamanitra efa nagnidy ny tsy fankatoavagna daôly, mba afahany mampiseo famindram-po amin'ny daôly.
\v 30Fa anareo de tsy nankatô an'Andriamanitra talô, kanefa amin'zao fotona zao anareo de nandray ny famindram-po nony tsy fankatoavan'jareo. \v 31Ôtran' zany iany kô, amizao reo Jiosy de tsy nankatô. Ny volany de tamin'ny alalan'ny famindram-po ze naseo anareo no manjary handraisan'jareo ny famindram-po iany kô amizao.\v 32 Fa Andriamanitra efa nagnidy ny tsy fankatoavagna daôly, mba afahany mampiseo famindram-po amin'ny daôly.