diff --git a/16/21.txt b/16/21.txt index 0a574d1..678e418 100644 --- a/16/21.txt +++ b/16/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Timoty,mpiara-miasa aminà, de magnano veloma an'nareo, sy Losio,Jasona arey Sosipatro, havako. Zà, Tertio, ze nagnoratra ty epistily ty,de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 21 Timoty,mpiara-miasa aminà, de magnano veloma an'nareo, sy Losio,Jasona arey Sosipatro, havako. \v 22 Zà, Tertio, ze nagnoratra ty epistily ty,de magnano veloma an'nareo akao amin'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/16/23.txt b/16/23.txt index ded7051..0b39528 100644 --- a/16/23.txt +++ b/16/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 Gaio,le mpampiantrano ana sy ny fiangonana manontolo,de magnano veloma an'nareo. Erasto mpitam-bola akao amin'ny tanà,de magnano veloma an'nareo,miaraka amin'i Koarto le rahalà. [Fagnamarehana: Ny fandikana talô tsara ndrindra de manala ty andininy ty.( Jero ny Romana 16:20).and 24: ''' Ho aminareo daôly ane ny fahasoavan'ny Tompontsika Jesôsy Kristy.Amena.''] \ No newline at end of file +\v 23 Gaio,le mpampiantrano ana sy ny fiangonana manontolo,de magnano veloma an'nareo. Erasto mpitam-bola akao amin'ny tanà,de magnano veloma an'nareo,miaraka amin'i Koarto le rahalà. \v 24 [Fagnamarehana: Ny fandikana talô tsara ndrindra de manala ty andininy ty.( Jero ny Romana 16:20).and 24: ''' Ho aminareo daôly ane ny fahasoavan'ny Tompontsika Jesôsy Kristy.Amena.''] \ No newline at end of file diff --git a/16/25.txt b/16/25.txt index 0d1fb33..9a7f7e1 100644 --- a/16/25.txt +++ b/16/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 Ary ny voninahitra de ho Anazy mahavita mampijoro an'nareo araka ny filazantsarako sy ny fitorina an'i Jesôsy Kristy, araka ny fagnambarana ny misitery x=ze notazonina ho tsiambaratelo ela be taigny alô taigny, kanefa nambara amin'zao fotôna zao, ary tamin'ny alalan'ny bokin'ny faminaniana no nampahafanatarina tamin'ny firenena daôly, araka ny didin'Andriamanitra mandrakizay, ho fankatoavana su finôna. \ No newline at end of file +\v 25 Ary ny voninahitra de ho Anazy mahavita mampijoro an'nareo araka ny filazantsarako sy ny fitorina an'i Jesôsy Kristy, araka ny fagnambarana ny misitery x=ze notazonina ho tsiambaratelo ela be taigny alô taigny, \v 26 kanefa nambara amin'zao fotôna zao, ary tamin'ny alalan'ny bokin'ny faminaniana no nampahafanatarina tamin'ny firenena daôly, araka ny didin'Andriamanitra mandrakizay, ho fankatoavana su finôna. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 4a9e94f..3e0b5c4 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -249,6 +249,10 @@ "16-12", "16-15", "16-17", - "16-19" + "16-19", + "16-21", + "16-23", + "16-25", + "16-27" ] } \ No newline at end of file