auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-22 08:05:34 -04:00 committed by root
parent dd14ad935c
commit ad1c35ef52
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Satria reo mpanapaka de tsy fampitaôrana ho andreo asa tsara fa ho andreo asa ratsy. Magniry ny tsy hatatra ny raika ao amin'ny fahefana va nareo? Magnanôva ny tsara, de deraina amin'zany anao. Fa izy de mpanompon'Andriamanitra ho anareo amin'ny tsara. Fa ra magnano ny ratsy anareo, de mataôra, satria tsy mitondra ny sabatra tsy amign'antony izy. Fa izy de mpanompon'Andriamanitra, mpamaly ny fahasosena amin'le magnano ny ratsy. No zany de tokony hankatô ianareo, tsy nohon'ny fahatezerana iany, fa nohon'ny fieritreretina ihany kô.
\v 3 Satria reo mpanapaka de tsy fampitaôrana ho andreo asa tsara fa ho andreo asa ratsy. Magniry ny tsy hatatra ny raika ao amin'ny fahefana va nareo? Magnanôva ny tsara, de deraina amin'zany anao.\v 4 Fa izy de mpanompon'Andriamanitra ho anareo amin'ny tsara. Fa ra magnano ny ratsy anareo, de mataôra, satria tsy mitondra ny sabatra tsy amign'antony izy. Fa izy de mpanompon'Andriamanitra, mpamaly ny fahasosena amin'le magnano ny ratsy.\v 5 No zany de tokony hankatô ianareo, tsy nohon'ny fahatezerana iany, fa nohon'ny fieritreretina ihany kô.