diff --git a/11/30.txt b/11/30.txt index 9259df1..f39afa9 100644 --- a/11/30.txt +++ b/11/30.txt @@ -1 +1 @@ -Fa nareo de tsy nankatô an'Andriamanitra talô, kanefa amizao nareo de nandray ny famindram-po non'ny tsy fankatoavan'jareo. sala zany iany kô, amizao reo Jiosy de tsy nankatô. Ny volany de tamin'ny alalan'ny famindram-po ze naseo anareo no manjary handraisan'jareo ny famindram-po iany kô amizao. Fa Andriamanitra efa nagnidy ny tsy fankatoavagna daôly, mba afahany mampiseo famindram-po amin'ny daôly. \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 \v 32 Fa nareo de tsy nankatô an'Andriamanitra talô, kanefa amizao nareo de nandray ny famindram-po non'ny tsy fankatoavan'jareo. sala zany iany kô, amizao reo Jiosy de tsy nankatô. Ny volany de tamin'ny alalan'ny famindram-po ze naseo anareo no manjary handraisan'jareo ny famindram-po iany kô amizao. Fa Andriamanitra efa nagnidy ny tsy fankatoavagna daôly, mba afahany mampiseo famindram-po amin'ny daôly. \ No newline at end of file