auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-22 02:32:51 -04:00 committed by root
parent e8f21db324
commit 819118b8a8
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany antony zany de mitranga amin'ny finôna zany, mba hitôran'ny fampagnantenana amin'ny fahasoavana ary ho azo antoka amin'reo taranak'i Abrahama reetra_tsy ho an'reo ze ambany lalàna iany, fa ho an'reo ze mizara ny finôn'i Abrahama iany kô. Raintsika reetra izy, araka ny vôsoratra: " Nataoko ho rain'ny firenena maro enao. " Takeo amin'ny fagnatrehan'Ilay nitokiany Abrahama, de Andriamanitra zany, ze nagnome fiaignana reo maty ary magnantso reo ze tsy mbôla misy mbô hisy.
\v 16 Noho zany antony zany de mitranga amin'ny finôna zany, mba hitôran'ny fampagnantenana amin'ny fahasoavana ary ho azo antoka amin'reo taranak'i Abrahama reetra_tsy ho an'reo ze ambany lalàna iany, fa ho an'reo ze mizara ny finôn'i Abrahama iany kô. Raintsika reetra izy, \v 17 araka ny vôsoratra: " Nataoko ho rain'ny firenena maro enao. " Takeo amin'ny fagnatrehan'Ilay nitokiany Abrahama, de Andriamanitra zany, ze nagnome fiaignana reo maty ary magnantso reo ze tsy mbôla misy mbô hisy.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
NA de teo aza reo zava-gnitranga takaigny ambela